Entry (1/2) | 1 fahatsiarovan-tena |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] fahatsapana ny haja aman-kasina ananan'ny tena eo anoloan'ny mpiara-belona ka mahatonga hifady tsy hanao fitondran-tena tsy mety 4 [1.13] fahafantarana sy fahatsapana ary fanatanterahana zavatra tokony hatao na lalana tokony hizorana |
Explanations in French |
5 [1.13] conscience |
Examples |
6 [1.369#] Ny papa Joany-Paoly II dia milaza fa ny Fiangonana no fahatsiarovantenan'|fahatsiarovantena ny fahatsiarovantenan'|fahatsiarovantena. 7 [2.285#] Koa raha mahatratra io fari-piheverana sy fahatsiarovantena io àry ry zareo, dia azo inoana fa olombelona tahaka antsika tokoa. |
Vocabulary |
8 Philosophy |
Elementary words | 9 fahatsiarovana, tena |
Titles |
Entry (2/2) | 11 Fahatsiarovan-tena |
Part of speech | 12 name (book title) [Full list] |
Vocabulary |
13 Literature: books |
Elementary words | 14 fahatsiarovan-tena |
Author |
15 Razakandraina Jean Verdi Salomon |
Anagrams | 16 fahatsiarovan-tena, Fahatsiarovan-tena |
Updated on 2025/04/14 |
![]() |