Entry | 1 fahatsiarovana |
Root | 2 tsiaro |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] fitamberenan' ny zavatra na olona hita na fantatra tamin' ny andro lasa ao an-tsaina indray: mbola velona ato ampoko ny fahatsiarovako an' i Neny zavatra omena olona mba tsy hanadinoany ny tena, na ny toe-javatra iray niarahana: omeko anao itỳ boky itỳ ho fahatsiarovana ny niarahantsika niasa |
Explanations in French |
5 [1.3] la mémoire, le souvenir |
Examples |
6 -- fahatsiarovana sisa no itadidiana ny fisian-dRainitoandro teo amin' ny fiainana fahiny. [2.470] 7 Antambo anankiroa tena hadinoko tanteraka taoa an' eritreritra ireo, ka nanorisory ahy fatratra ny fahatsiarovana azy tampoka. [2.471] 8 Anisan' ny tafiditra tamin' ny fandaharam-potoana fankalazana sy fahatsiarovana ny famakiana ity tononkalo ity. [2.472] |
Analogs | 9 fahatsiahivana, fahatadidiana, dindo, tsangambato, orimbato |
Compound words |
|
Titles |
Quotes | 13 Texts mentioning fahatsiarovana |
Updated on 2025/02/01 |
![]() |