|
|
|
|

Entry1  orimbato
Elementary words  2  orina, vato
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.78] [Taisaka] vato atsangana ho fahatsiarovana
vatolahy
5  [1.1] Vato naorina ho toy ny fanamarinana ny fahavitan-javatra iray inhibe toy ny fifanekena, fifampivarotana...; izay mivadikany fanekena aty aoriana dia antsoina hoe "nitsoaka orimbato"
Vola nomena ny fokonolona ka napetraka tao amin' ny tahirim-bolan' ny fokonolona raha nisy raharaha lehibe natao teo anoloan' ny fokonolona, toy ny fananganan-jaza, fanarian-jaza, sns..., ka io vola io no heverina ho fanamarinana ny nahavitan' ny raharaha, izay nolazaina fa "vita orimbato"
Explanations in English  6  [1.2][orim-bato] a mark, a token, an obelisk, a memorial of any settlement or agreement, proof, a stone of witness; lit. stone setting up.
Explanations in French  7  [1.3][orim-bato] pierre qu'on érige pour rappeler un évènement, et surtout pour confirmer une concession, une convention, une délimitation de terrain
[orim-bato] argent qu'on donne aux témoins pour confirmer un contrat
Examples  8  Andriananiboninolona nahazo orimbato roa tamy ny Ralambo: [2.48]
Titles  9  Orimbaton' ny Fiadanana (Andrianjafy Michel)
Proverbs  10  Proverbs containing the word orimbato

Anagrams  11 

Updated on 2025/01/21