|
|
|
|

Entry (1/2)1  fahatsiarovan-tena
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] fahatsapana ny haja aman-kasina ananan'ny tena eo anoloan'ny mpiara-belona ka mahatonga hifady tsy hanao fitondran-tena tsy mety
4  [1.13] fahafantarana sy fahatsapana ary fanatanterahana zavatra tokony hatao na lalana tokony hizorana
Explanations in French  5  [1.13] conscience
Examples  6  [1.369#] Ny papa Joany-Paoly II dia milaza fa ny Fiangonana no fahatsiarovantenan'|fahatsiarovantena ny fahatsiarovantenan'|fahatsiarovantena.
7  [2.285#] Koa raha mahatratra io fari-piheverana sy fahatsiarovantena io àry ry zareo, dia azo inoana fa olombelona tahaka antsika tokoa.
Vocabulary  8  Philosophy
Elementary words  9  fahatsiarovana, tena
Titles  10  Fahatsiarovan-tena (Razakandraina Jean Verdi Salomon)

Entry (2/2)11  Fahatsiarovan-tena
Part of speech  12  name (book title) [Full list]
Vocabulary  13  Literature: books
Elementary words  14  fahatsiarovan-tena
Author  15  Razakandraina Jean Verdi Salomon

Anagrams  16  fahatsiarovan-tena, Fahatsiarovan-tena

Updated on 2025/04/14