Entry | 1 fahaleovantena |
Elementary words | 2 fahaleovana, tena |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [fahaleovan-tena] Fahafahana mizaka tena ka tsy fehezin' ny hala na miankin-doha amin' ny hafa intsony [1.1#194] |
Explanations in English |
5 [fahaleovan-tena] independence [1.7] |
Explanations in French |
6 [fahaleovan-tena] indépendance [1.8] 7 indépendance [1.5#191] |
Examples |
8 nahazo fahaleovantena i Madagasikara. [2.472] 9 Nanara-tsisiny dia nanapaka ny Araben' ny fahaleovantena izahay. [2.4] 10 Adidy masina sady voajanahary tahaka ny fiahiam-bady aman-janaka ny fiarovana ny tanindrazana sy ny firenena ary ny fahaleovantena, ka tsy politika [2.503] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Updated on 2023/08/19 |