Entry | manaja tena | |
Elementary words | manaja ; tena | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Tsy mampiseho toetra na fomba ratsy mety hanala baraka tena, fa vonona hitana ny laza soa ananana; io fomban-piteny io koa anefa dia enti-milaza ireo miolonolona tsy mety hihosinkosina amin' ny raharaha iraisana, fa toa mihatakataka [1.1] | |
Updated on 2023/10/21 |