Entry (1/5) | 1 manaja |
Root | 2 haja |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manome voninahitra: Manajà ny ray aman-dreninao mba ho ela velona ianao 5 Manao hozavatra, miraharaha, manampo: Manaja fotoana ~ Manaja ny raharahany izy [1.1] |
Explanations in English |
6 to respect, to regard, to revere. [1.2] 7 to show respect to, to honor [1.7] |
Explanations in French |
8 respecter, honorer [1.8] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word manaja |
Entry (2/5) | 17 manajà |
Root | 18 haja |
Part of speech | 19 imperative of active verb manaja [Full list] |
Explanations in English |
20 honour, respect [1.26#19] |
Examples |
21 Manajà ny ray aman-dreninao mba ho ela velona ianao [1.1] |
Entry (3/5) | 22 mañaja |
Part of speech | 23 active verb |
Explanations in Malagasy |
24 manery, mifanery [Bara]
[1.78] |
Entry (4/5) | 25 manaja |
Part of speech | 26 active verb |
Explanations in Malagasy |
27 manafina, mametraka [Tanosy]
[1.78] |
Entry (5/5) | 28 mañaja |
Part of speech | 29 active verb |
Explanations in Malagasy |
30 mihary [Bara]
[1.78] |
Anagrams | 31 amanja, anajam, anjamà, jamaña, jamana, majàna, mañaja, manajà, manaja |
Updated on 2023/10/21 |