Entry (1/3) | 1 haja |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fanaovana ho zavatra, toetra mahatonga hoheverina ho zavatra: Lehilahy manankaja io 4 Mariky ny fiheverana ho zavatra: Omeo haja izy 5 Voninahitra, baràka, hasina, zo, dera, laza, ilo mby an-doha, anarana [1.1] |
Explanations in English |
6 honour, respect, regard, reverence. See asy. [1.2] 7 respect, honor [1.7] |
Explanations in French |
8 respect, considération, vénération, honneurs rendus: Mendrika homen-kaja izy (Il mérite d'être respecté, honoré) ~ Manan-kaja io vehivavy io (Cette femme est respectée) [1.3] 9 respect, honneur [1.8] 10 honneur, considération [1.196] |
Examples |
11 Raiso, Tompoko, ny haja atolotro anao. [2.270] 12 Very haja ny tenany fa lany izato harenany/ [2.720] |
Vocabulary |
13 Emotions |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Titles | 30 Haja iombonana (Ny Avana) |
Proverbs | 31 Proverbs containing the word haja |
Entry (2/3) | 32 haja |
Part of speech | 33 noun |
Explanations in Malagasy |
34 izay noharina, harena [Bara]
[1.78] |
Synonyms | 35 hajahaja |
Compound words |
|
Entry (3/3) | 38 haja |
Part of speech | 39 noun |
Explanations in Malagasy |
40 vary, hanina dia izay fihinana rehetra (Tsy mba fiteny Bara akory fa tenin’ombiasa ihany) [Bara]
[1.353#62] |
Explanations in French |
41 C'est le nom mystique que le mpisikidy ou devin donne au riz dans le cours de ses prophéties [Betsileo]
[1.196] |
Updated on 2023/06/03 |