|
|
|
|

Entry (1/2)1  fanaja
Root  2  haja
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4  Fomba entina manaja, manome voninahitra
5  Azo hajaina, tokony hohajaina: Fanaja ny volo fotsy, rankizy [1.1]
Explanations in French  6  Qu’on doit honorer, honorable, la manière d’honorer [1.3#207]
Examples  7  Raha mba fanaja ihany ny zanakay fa olona, efa manana ny fomba niraisana ela isika raha hanala dika fahadisoana vita, dia io Fafy nangatahina teo io. [2.245#]
8  Na inona na inona aloha zavatra mikasika ny fiainana, ny isam-pirenena na isam-paritany samy manana ny fomba amam-panaony, izay fanaja raha mbola mihevi-tena ho olona koa ilay manao sy raha mbola heverina ho olona koa ilay manao sy raha mbola heverina ho olona koa ilay anaovana. [2.472#]

Entry (2/2)9  fañaja
Part of speech  10  noun
Explanations in Malagasy  11  rakitra, fananana [Tanosy] [1.78]

Anagrams  12  faanja, fañaja, fanaja

Updated on 2023/02/13