|
|
|
|

Entry (1/3)1  fananana
Root  2  anana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fitambaran' ny zavatra ananana vola, trano, tany, biby ompiana...; harena
5  [1.13] harena noharin'ny tena na nolovaina
Explanations in English  6  [1.2, 1.7] Possessions, property
Explanations in French  7  [1.8] ce qu'on possède, propriété
8  [1.13] patrimoine, biens
Examples  9  Kanety telo no mba fananana. [1.232#]
10  Tsy fananana va ny zanany maro? [2.270#]
11  Notoroan-tsy mba zaka è ka lany fananana! [2.69#]
Compound words 
Article  23  Randzavola: fananana ao amin' ny Baiboly

Entry (2/3)24  fananana
Root  25  hana
Part of speech  26  noun
Explanations in Malagasy  27  [1.1] Fakana na fisamboram-bola misy zanany

Entry (3/3)28  fanañaña
Part of speech  29  noun
Explanations in Malagasy  30  [1.78] [Taisaka] hadisoam-panantenana

Anagrams  31 

Updated on 2025/01/21