|
|
|
|

Entry1  didim-pananana
Elementary words  2  didy, fananana
Part of speech  3  locution
Vocabulary  4  Law
Explanations in Malagasy  5  fepetra an-tsoratra ataon' ny olona iray momba ny fandovana ny fananany araka izay tiany [1.1]
Explanations in English  6  a last will and testament [1.7]
Explanations in French  7  testament [1.8, 1.13]
Other spellings  8  didy

Updated on 2024/01/26