|
|
|
|

Entry1  didim-pananana
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] fepetra an-tsoratra ataon' ny olona iray momba ny fandovana ny fananany araka izay tiany
Explanations in English  4  [1.7] a last will and testament
Explanations in French  5  [1.8, 1.13] testament
Vocabulary  6  Law
Elementary words  7  didy, fananana
Other spellings  8  didyfananana

Anagrams  9  didim-pananana, nampandadiany

Updated on 2025/01/21