|
|
|
|

Entry (1/4)1  didy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fizarazarana zavatra mivaingana amin' ny zava-maranitra toy ny antsy; rasa, tetika, kapa: Ataovy didy sompirana ny hena
Fanapahana lamba hanaovana akanjo: Tsy tiako itỳ didy akanjonao ity
Lalàna, fitsipika, baiko: Toy izao ny didin' ny fikambananay ka asa raha hiditra ianao
Explanations in English  4  [1.2, 1.7] a cut
a command
5  [1.2] an order, a law, a will. [Mal. litah] lily is used for this in the provinces
Explanations in French  6  [1.8] coupe, incision
commandement
Derivatives 
7  Active verbs :
8  Passive verbs :
9  Relative verbs :
10  Names :
11  Adjectives :
Compound words 
Toponyms 
Titles  41  Didy nomen-dRanavaloManjaka ho an' ny Sakaizambohitra : instructions de Ranavalomanjaka aux Sakaizambohitra (Fanjakana Malagasy)
42  Lalana velona didy nangonina momba ny kadasitra malagasy (Fanjakana Malagasy)
Proverbs  43  Proverbs containing the word didy

Entry (2/4)44  didy
Part of speech  45  noun
Explanations in Malagasy  46  [1.1] Aretina mpahazo ny maso izay mahatonga ny hodimaso hiraikitra ka tsy afa-mihiratra tsara: Indroa andro izao no didy ny mason' Ibalita kely
aretina mpahazo ny tongotra, izay mampisy tataka kely amin' ny elanelan' ny rantsana; ny tena ilazana io aretina io anefa dia hoe didintsokina
Vocabulary  47  Health

Entry (3/4)48  didy
Part of speech  49  adjective
Explanations in Malagasy  50  [1.78] [Tanosy] mamo
Derivatives 
51  Names :

Entry (4/4)52  Didy
Elementary words  53  didy
Part of speech  54  name (toponym) [Full list]
Vocabulary  55  Geography: towns

Anagrams  56  didy, Didy

Updated on 2025/02/08