Explanations in Malagasy |
4 [1.78] [Sihanaka]
mikapa, mitetika
5 [1.1] mikapa, mandrasa: Tsy mora araka ny fiheverana azy akory ny mandidy hena
Manapaka lamba amin' ny hety mba hanaovana akanjo: Iza no nandidy ny akanjonao?
Mandrasa nofo na manapaka taova amin' ny olombelona mba hanalana aretina mahazo azy: Dokotera iza no nandidy ny vavoninao?
Mampanao: Mandidy zava-tsarotra loatra ianao, tompoko
Mifehy, manapaka: Iza no mandidy eto amin' ny faritany?
Mizaka, tompom-pahefana amin' ny fananana: Mandidy ny fananako aho
Teny misy ifandraisany amin' ny Mandidy: manapaka, mibaiko, mandahatra, mizaka, mifehy, manendry, manery, manjakazaka, mandidytokana, mandidytsyzehena, tsyrefesimandidy, manaotenikofelehibe, manaodidyboraingona
6 [1.13] manaraka soritra miolika
|