|
|
|
|

Entry1  tsy refesi-mandidy
Elementary words  2  tsy, refesina, mandidy
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  enti-milaza ny mpitondra manao jadona [1.1]
Examples  5  Azo adika ho finiavan' ny mpitondra hametraka fitondrana tsy refesi-mandidy ve izany? [4.27]
Analogs  6  Mandidy tokana, tsy zehena, mpanao teniko fe lehibe, mpanao teny tsy valiana, mpanao teny jadona

Updated on 2023/06/19