Entry |
manendry
(tendry)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manendrikendrika, mitsaratsara olona foana, manombotomboka: Aza manendry ratsy olona [1.1]
|
Other spellings |
|
Entry |
manendry
(tendry)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manondro ho amin' ny toerana iray, hifindra fonenana: Ny Filohan' ny Nosy no manendry azy ho lehiben' ny faritany Manondro olona ho manao izao sy izao: Manendry mosavy [1.1]
|
Morphology |
Present : |
manendry |
Past : |
nanendry |
Future : |
hanendry |
Imperative : |
manendre |
|
|
Entry |
manendry
(tendry)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mihinana hanina kely: Rehefa mifady hanina ny Katolika, dia ny antoandro ihany no misakafo be, fa ny maraina sy ny hariva manendry hanina kely fotsiny [1.1]
|
|