Explanations in Malagasy |
8 Fikasihana kely zavatra
9 Fikasihana zavamaneno mba hamoahany feo: Tendry valiha
10 Fihinanana zavatra kely
11 Teny na didy manondro olona hanao zavatra, na manondro ny zavatra hataony na ny toerana halehany: Tendry avy amin' ny lehibe izany
12 Fanondroana avy amin' Andriamanitra mahatonga ny olombelona hiharan' izao sy izao: Ry foko ô, mionòna... manaova alahelo hendry -- ka ekeo ho fitondrana ny anjara sy ny tendry (Dox)
13 Fanondroana olona, torotorohana: Tendry mosavy [1.1]
|