|
|
|
|

Entry (1/2)1  mitendry
Root  2  tendry
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mikasika zavamaneno mba hamoahany feo: Mahay mitendry valiha ve ianao?
Examples  5  mitendry valiha amin-dranomaso latsain' ny nenina sy akoran' ny sakaizany. [1.437#]
6  Ny iray mitendry valiha, ny iray mirebika eo atn-povoan-trano, ary ny sisa mitehaka. [2.649#]
Vocabulary  7  Music: (in general)
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Compound words 

Entry (2/2)13  mitendry
Part of speech  14  active verb
Explanations in Malagasy  15  [1.78] [Taisaka] mihinana maraina
Compound words 

Updated on 2024/12/11