Entry | 1 tendrena |
Root | 2 tendry |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Kasihina amin' ny loharantsana: Notendreko ny sorony dia niherika izy 5 (zavamaneno fitendry) Kasihina mba hamoaka feo: Notendreny ilay gitara ka nangina daholo ny tao an-trano 6 Tondroin' ny lehibe na ny fanjakana hanao zavatra na hiasa amin' ny toerana iray: Tamin' ny 1972 izy no notendrena ho any Toamasina 7 Asiana mari-tsindrimpeo: Tokony hotendrena ny "a" faharoa amin' ny teny hoe "lalàna" 8 Ihinanana kely [1.1] |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word tendrena |
Anagrams | 14 andrente, tandrene, tendrena |
Updated on 2023/01/20 |