|
|
|
|

Entry1  tinendry
Root  2  tendry
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Voatendry, notendrena, alefa: Notinendrin' ny fanjakana tany Maroantsetra izy
Kitihina, ampanenoina raha zavamaneno misy tadiny no lazaina: Avereno kely ilay feonkira notinendrinao tao
Explanations in French  5  [1.3#695] qu'on a touché du doigt, de la main, sur quoi on a joué
qu'on a désigné, indiqué, fixé
qu'on a marqué d'un accent, d'un point
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
Synonyms  9  voatendry

Anagrams  10  nitendry, tinendry

Updated on 2023/01/20