Entry | 1 fitendrena |
Root | 2 tendry |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fikasihana zavamaneno mba hamoahany feo: Kingalahy izy amin' ny fitendrena lokanga Fihinanana zavatra kely: Raha halain-dra, tsy azo atao na dia fitendrena hanina kely foana aza |
Vocabulary |
5 Music: (in general) |
Updated on 2024/12/11 |