Entry |
manery
(tery)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mamotsitra, manapotsitra: Manery voaloboka Mangeja, mangehy: Manery ahy itý kiraro ity izany Mamoritra: Manery ny fahavalo; manery ny tsy fahampiana Mamozona, manao an-terisetra, an-terivozona: Tsy nisy nanery anareo hivady akory fa sitraponareo ihany ny hivady [1.1]
|
Explanations in English | To press, to compell [1.7]
|
Explanations in French | Presser; forcer [1.8]
|
Examples | Manery anefa ny fahoriana, ka nandeha ihany izy teto na tsy narisika aza.
[2.472]
|
Morphology |
Present : |
manery |
Past : |
nanery |
Future : |
hanery |
Imperative : |
manere |
|
|
Entry |
Manery
|
Part of speech | name (toponym)
|
Explanations in French | Tout petit fleuve du canton de Mantalaky (Fort-Dauphin) [1.11]
|
Vocabulary |
|