|
|
|
|

Entry (1/5)1  terỳ
Part of speech  2  adverb, past form [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Endriky ny mpamaritra erý fampiasa anin' ny lasa, entina hilazana toerana lavidavitra nefa mbola takatry ny maso tsara ary tondroina amin' ny tanana: Terý ambody hazo terý no nahitan' ny fokonolona ny fatiny
Explanations in French  4  [1.3] passé de erý

Entry (2/5)5  terỳ
Part of speech  6  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Noho izany antony izany, teo no ho eo tsy nampoizina: Maty terý ny anao lahy
Teo no ho eo, indray mipy maso
Explanations in French  8  [1.3] subitement, tout à coup, à l'instant même: Maty terỳ izy (Il est mort en un instant, d'un coup)

Entry (3/5)9  tery
Part of speech  10  adjective
Explanations in Malagasy  11  [1.1] Tsy malalaka ka toy ny voageja ny zavatra ao anatiny: Tery ity kiraroko ity ka mahafadiranovana ahy
Voageja azon' ny hakelezan' ny toerana misy ny tena, na akanjo anaovana: Tery ny valahako amin' ity akanjo ity
Poritra: Terin' ny vahoho ny tanany
Poritra, sahirana mafy: Samy tery amin' ny raharahany ny olona ~ Terin' ny volan' olona izy ka mamono tena miasa
Explanations in English  12  [1.7] pressed; distressed; narrow
Explanations in French  13  [1.8] serré; étroit; exigu; en détresse
Examples  14  ny làlana tery sady ratsy [2.113#]
15  Voageja manodidina aho sady tery [2.643#]
Derivatives 
16  Active verbs :
17  Passive verbs :
18  Relative verbs :
19  Names :
20  Adjectives :
21  Adverbs :
Compound words 
Proverbs  40  Proverbs containing the word tery

Entry (4/5)41  tery
Part of speech  42  noun
Explanations in Malagasy  43  [1.1] Fampanaovana ankeriny tsy araka ny sitrapo: Tery no nanekeko izany
Fanapotserana na famihinana ny tohatr' omby hivoahan' ny ronono

Entry (5/5)44  tery
Part of speech  45  noun
Explanations in Malagasy  46  [1.78] [Sihanaka] zozoro maina fanao trano
Explanations in French  47  [1.196] (dans le sens de : pressé). Cyperus madagascariensis (Willd.) Roem. & Schult. ( (Cyperaceae). Nom donné surtout aux exemplaires de grande taille qu'on aplatit pour faire des cloisons. D'après Rabe cité par A. Grandidier. [Sihanaka]
Scientific name 

Anagrams  49 

Updated on 2025/01/28