Entry | tery saina | |
Elementary words | tery ; saina | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Olona tsy mba afaka manaiky hevitra ivelan' ny an' ny tena fa rehefa tsy mitovy amin' ny an' ny tena na mivoaka kely ivelany dia tsy leferina (mifanohitra aminy: malala-tsaina) [1.1] | |
Antonyms | malala-tsaina | |
Updated on 2023/05/25 |