Entry | 1 terena |
Root | 2 tery |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Potserina, fihinina: Notereko ny tanany ka nijafajafa izy Atosika sady poretina: Mihisakisaha fa terenareo aho Asaina manao tsy aralia ny sitrapo; vozonana; anaovana an-terisetra: Noterena mihitsy izy vao niaiky ny hadisoany (tohatr' omby) Potserina, fihinina mba hivoahan' ny ronono: Noteren' Isambilo ilay ombivavin-dry zareo atsy avaratra |
Explanations in French |
5 [1.13] forcé |
Examples |
6 Ny fiheverako ny fanambadiana terena ataon'ny olona amiko koa no nahareraka ahy, ka nahatongavako tany Antsirabe; [2.324] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word terena |
Anagrams | 14 |
Updated on 2025/01/21 |