|
|
|
|

Entry (1/3)1  erỳ
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3  Milaza toerana lavidavitra taza-maso tsara ka tondroina, mifamaly amin' ny arỳ raha tsy taza-maso fa takona: Erỳ ambonin' ny tendrombohitra no misy ny tranonay. (Arỳ ambadiky ny tendrombohitra arỳ no misy ny tanànan-dry Naivo)
4  Momba ny fiverenany indroa sy ny milaza ny lasa, jereo eo [1.1]
Explanations in English  5  there quite far away (in sight) [1.7]
Explanations in French  6  là-bas assez loin, visible [1.8]
Examples  7  ery no fanasanay lamba. [2.470]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Names :
Analogs  12  ety, eto, eo, etsy, eny, eroa, ery, aty, ato, ao, atsy, any, aroa, ary
Compound words 

Entry (2/3)16  ery
Part of speech  17  noun
Explanations in Malagasy  18  Ilazana fanaovana izay hahatakona, fisitrihana tsy ho hita [1.1]
Explanations in French  19  l'état de ce qui est caché, dérobé à la vue [1.3#129]
Derivatives 
20  Active verbs :
21  Passive verbs :
22  Relative verbs :
23  Names :

Entry (3/3)24  erỳ
Part of speech  25  adjective
Explanations in Malagasy  26  Entina manamafy izay lazaina; tokoa: Mahafinaritra erỳ izany mitsotsotra etỳ ambony ahi-maitso [1.1]

Anagrams  27  ery, erỳ, rey, rie

Updated on 2023/12/20