Entry | 1 fierena |
Root | 2 ery |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fiafenana, fisitrihana amin' ny toerana tsy ahitana ny tena; toerana ierena |
Explanations in French |
5 [1.3#129] l'action de se cacher, la cachette, ce qui se dérobe à la vue |
Examples |
6 Moa misy olona mahafin-tena ao amin' ny fierena va ka tsy ho hitako? [2.996#] 7 Ny tanàna dia nofaritana hady manodidina hatramin' ny lava-bato fierena. [1.436#] |
Proverbs | 8 Proverbs containing the word fierena |
Anagrams | 9 eferany, eferina, ferenay, fierena, ieferan, niefera |
Updated on 2023/12/22 |