Entry |
miery
(ery)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Miafina, misitrika amin' ny toerana tsy ahitana azy: Lasa niery any antsefatsefa-bato any ilay gadra nilefa Mandositra mba tsy ho hita: Miery ahy foana iny olona iny fa ananako vola
[1.1]
|
Explanations in English | To conceal oneself, to hide [1.7]
|
Explanations in French | Se cacher [1.3, 1.8]
|
| Se dérober à la vue, agir en cachette [1.3]
|
Examples |
1 | Nahoana ise no miery any anaty vahoaka any?
[2.895]
|
2 | - Nahoana koa anefa izy no niery nony nohatoniny, raha tena tia azy?
[2.5]
|
3 | Ary Andriambonimena nanangona ny vahoaka teo Tanjombato, ka niery tany afovoany ny olona Andrianjakanavalomandimby, ka tsy hitan' Andriambonimena.
[2.48]
|
|
Morphology |
Present : |
miery |
Past : |
niery |
Future : |
hiery |
Imperative : |
miere |
|
|
Entry |
miery
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Bara]
Mamazivazy, tsy manaja ny zo [1.78]
|
|