Entry 1/2 | manotrika (otrika) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mitahiry vain' afo ao anaty lavenona: Manotriha afo Manao amin' ny toerana tsy azon-drivotra mba ho masaka: Manotrika voankazo Manafina, mampiery, mampamitsaka miaramila; na enti-milaza ny miaramila miafina, miery, mifitsaka [1.1] | ||||||||
Mametraka amin'ny toerana mafana sy mihiboka Mitombo na mamorivory tratran'ny kavingy [1.13] | |||||||||
Explanations in English | To ripen fruit in a closed space [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Faire mûrir Fermenter Mettre en latence [1.13] | ||||||||
Faire mûrir des fruits artificiellement; comploter [1.8] | |||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Entry 2/2 | manotrika (kotrika) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | [Bezanozano] mikotrika [1.78] | ||||||||
Anagrams | manikotra, manotrika, mikotrana |
Updated on 2023/10/26 |