|
|
|
|

Entry (1/3)1  otrika
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
Vocabulary  7  Botany
Explanations in Malagasy  8  Fitahirizana vain' afo ao anaty lavenona; fametrahana ny voankazo amin' ny toerana mafana mba hanamasaka azy haingana; fitahirizana, fierena, famitsahan' ny miaramila. [1.1]
Explanations in French  9  Action de faire mûrir les fruits, surtout les bananes, en les exposant à la chaleur dégagée par un feu étouffé. On creuse généralement à cet effet un trou dans un talus latéritique. [Merina] [1.196]
Morphology 
10  Simple :
Compound words 
Proverbs  12  Proverbs containing the word otrika

Entry (2/3)13  otrika
Part of speech  14  noun
Derivatives 
15  Passive verbs :
Explanations in English  16  an ambush [1.7]
Explanations in French  17  embuscade [1.8]
Compound words 
Proverbs  20  Proverbs containing the word otrika

Entry (3/3)21  otrika
Part of speech  22  noun
Vocabulary  23  Zoology: birds
Explanations in Malagasy  24  Karazam-borona andrano mitovitovy habe amin' ny akoho [1.1]
Explanations in French  25  petite poule d'eau [1.54]
Examples  26  Ary izao koa no fomba ny heniheny dia azo angalana laoka hafa indray hihinanana vary, fa eo ny voronandrano, sy ny vano-fotsy, sy ny vanomainty, sy ny vorompotsy, sy ny talevana, sy ny angaka, sy ny arosy na haralahy, sy ny faralambotra, sy ny fotsielatra, sy ny kitanotano, sy ny tsiriry, sy ny vivy, sy ny otrika. [2.48]

Anagrams  27  ikotra, itroka, kitrao, kotria, okitra, otrika, rotika, tiorka, trioka

Updated on 2024/01/09