|
|
|
|

Entry (1/2)1  fiotrehana
Root  2  otrika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fipetrahana amin' ny toerana mafana mba ho masaka: Maharitro hafiriana ny fiotrehan' ny akondro ato amin' itỳ efitra itỳ?
5  Fihibohana an-trano [1.1]

Entry (2/2)6  fiotrehana
Part of speech  7  noun
Vocabulary  8  Health
Explanations in Malagasy  9  fotoana eo anelanelan'ny fidiran'ny mikrôby sy ny fitrangan'ny aretina [1.13]
Explanations in French  10  incubation [1.13]

Anagrams  11  fiotrehana, firotehana

Updated on 2023/01/20