|
|
|
|

Entry1  otrikaina
Elementary words  2  otrika, aina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Ireo karazan-javatra hita ao anatin' ny zavamaniry na zavatra hafa ka misy ireo fototra mahavelona; ny tsy fahampiana na tsy fisian' ny otrikaina dia miteraka aretina toy ny solohitra, ny manirano, ny bibaka an-tenda...; nomena anarana araka ny abidy ny otrikaina, ka misy otrikaina A, B, D, B1, B2, PP.; vitamina
5  [1.13] singa mahavelona amin'ny sakafo
Explanations in French  6  [1.13] éléments constitutifs d'un aliment
Vocabulary  7  Economy: food

Anagrams  8 

Updated on 2025/01/21