Entry (1/2) | 1 aotrika |
Root | 2 otrika |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] (vola) Apetraka hiteraka, hihana: Tsy mba haotriko intsony ny volako (voankazo) Atao amin' ny toerana tsy azon-drivotra mba ho masaka: Aotreho ao andavaka ireto akondro ireto Asaina mamitsaka; ampierena: Naotrika tao an-dohasaha ny miaramila valopolo lahy |
Explanations in English |
5 [1.7] to be ripened artificially |
Explanations in French |
6 [1.8] qu'on mûrit artificiellement |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word aotrika |
Entry (2/2) | 13 aotrika |
Root | 14 otrika |
Part of speech | 15 passive verb |
Explanations in French |
16 [1.3#457] qu'on met en embuscade |
Anagrams | 17 akatrio, akitrao, akotray, aotrika, atariko, atraiko, atrokay, itarako, karaoty, koaitra |
Updated on 2024/01/09 |