|
|
|
|

Entry (1/2)1  aotrika
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] (vola) Apetraka hiteraka, hihana: Tsy mba haotriko intsony ny volako
(voankazo) Atao amin' ny toerana tsy azon-drivotra mba ho masaka: Aotreho ao andavaka ireto akondro ireto
Asaina mamitsaka; ampierena: Naotrika tao an-dohasaha ny miaramila valopolo lahy
Explanations in English  4  [1.7] to be ripened artificially
Explanations in French  5  [1.8] qu'on mûrit artificiellement
Root  6  otrika
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Compound words 
Proverbs  12  Proverbs containing the word aotrika

Entry (2/2)13  aotrika
Part of speech  14  passive verb
Explanations in French  15  [1.3#457] qu'on met en embuscade
Root  16  otrika

Anagrams  17  akatrio, akitrao, akotray, aotrika, atariko, atraiko, atrokay, itarako, karaoty, koaitra

Updated on 2025/01/21