Entry | 1 miafina |
Root | 2 afina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Miery mba tsy ho hita |
Explanations in English |
5 [1.2] to be concealed, to be in hiding. 6 [1.7] to hide |
Explanations in French |
7 [1.3, 1.8] Se cacher 8 [1.3] être caché |
Examples |
9 Ambarao, ry Ingahy, izany jirika miafina aty izany, hoy ireo mpisambotra. [2.324] 10 Ary angamba koa, any am-poko miafina any, tsy te-hahita ny hasambaran' i Lanto aho, ka hany heriko milefa. [2.471] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Titles | 19 Adidy miafina (Rapatsalahy Paul) |
Proverbs | 20 Proverbs containing the word miafina |
Anagrams | 21 |
Updated on 2025/01/21 |