|
|
|
|

Entry (1/2)1  afina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanaovana zavatra amin' ny toerana tsy hitan' ny olona, fitanana zavatra tsy ho fantatr' olona: Ataovy tsara afina ireo firavaka sarobidy ireo fa sao misy mangalatra
4  [2.588#]
Explanations in English  5  [1.2] root not used except in reduplication, as tia afinafina. To love doing things in secret.
6  [1.7] concealment
Explanations in French  7  [1.3] Etat de ce qui est caché, couvert, dérobé à la vue, recèlement: Ataovy tsara afina ny vola (Cachez bien l'argent)
Examples  8  Efa lasa ela ihany ny mpanenjika ary efa afina vao niala vao nianavaratra ho ao Andranonanahary Ingahy Dany. [2.588#]
Morphology 
9  Simple :
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Passive verbs :
12  Relative verbs :
13  Names :
14  Adjectives :

Entry (2/2)15  afina
Root  16  fina
Part of speech  17  passive verb
Explanations in English  18  [1.2] [Provincial] Used of that pressed close, as the nose in being blown
Morphology 
19  Present :
20  Past :
21  Future :
22  Imperative :

Anagrams  23 

Updated on 2025/01/21