Entry | 1 manafina |
Root | 2 afina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mametraka zavatra amin' ny toerana tsy hahitana azy; manitrika: Manafina vola Mampiery: Miray tetika amin' ny olon-dratsy izay manafina azy Tsy mampiseho ety ivelany: Mahay manafina ny alahelony io vehivavy io Manarona, manakona: Tsy tsara ny manafina ny marina. / Nisy rahona nanafina ny volana indrindra tamin' izay Mandevina (mpanjaka): Tamin' ny alina no nanafenana ny masina. |
Explanations in English |
5 [1.2] to hide anything, to conceal anything; to bury a deceased sovereign. 6 [1.7] to conceal |
Explanations in French |
7 [1.3, 1.8, 1.5] cacher 8 [1.3] receler 9 [1.3, 1.5] garder le secret fig. ensevelir les souverains |
Examples |
10 Hianareo manafina amiko! [2.324] 11 Niondrika aho, nanafina ny ranomasoko. [2.472] 12 Ny manafina ny hareny ny maty momba, sy ny hareny ny maty mamosavy; [2.48] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 21 Proverbs containing the word manafina |
Quotes | 22 Texts mentioning manafina |
Anagrams | 23 |
Updated on 2025/01/21 |