|
|
|
|

Entry1  manafina
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mametraka zavatra amin' ny toerana tsy hahitana azy; manitrika: Manafina vola
Mampiery: Miray tetika amin' ny olon-dratsy izay manafina azy
Tsy mampiseho ety ivelany: Mahay manafina ny alahelony io vehivavy io
Manarona, manakona: Tsy tsara ny manafina ny marina. / Nisy rahona nanafina ny volana indrindra tamin' izay
Mandevina (mpanjaka): Tamin' ny alina no nanafenana ny masina.
Explanations in English  4  [1.2] to hide anything, to conceal anything; to bury a deceased sovereign.
5  [1.7] to conceal
Explanations in French  6  [1.3, 1.8, 1.5] cacher
7  [1.3] receler
8  [1.3, 1.5] garder le secret
fig. ensevelir les souverains
Examples  9  [2.324] Hianareo manafina amiko!
10  [2.472] Niondrika aho, nanafina ny ranomasoko.
11  [2.48] Ny manafina ny hareny ny maty momba, sy ny hareny ny maty mamosavy;
Root  12  afina
Morphology 
13  Present :
14  Past :
15  Future :
16  Imperative :
Compound words 
Proverbs  23  Proverbs containing the word manafina
Quotes  24  Texts mentioning manafina

Anagrams  25  fanimana, ifananam, manafina, nafanaim, namafany, nanafiam, nanamafy, niafanam

Updated on 2025/02/11