Entry (1/3) | 1 voafina |
Root | 2 afina |
Part of speech | 3 past participle |
Explanations in Malagasy |
4 [1.10#A81] 5 [1.1] |
Explanations in English |
6 [1.2] concealed, hidden buried, in speaking of a deceased sovereign |
Explanations in French |
7 [1.3] caché, recelé, tu |
Examples |
8 Naseho miharihary tsy voafina intsony. [2.643#] 9 ka voaafina tsy hitan' ny mason' i Atalia, ka tsy novonoina izy [2.996#12.11.2] 10 Angamba ho voafina ianareo amin' ny andro fahatezeran' i Jehovah. [2.996#43.2.3] 11 izay notadiaviny rehetra, na kofehy na fanjaitra, dia izy no mitsangana vao mahazo, raha sendra tsy voafina ireny zava-madinika ireny. [2.5#] 12 izay notadiaviny rehetra, na kofehy na fanjaitra, dia izy no mitsangana vao mahazo, raha sendra tsy voafina ireny zava-madinika ireny. [2.5#] |
Morphology |
|
Other spellings | 14 voaafina |
Entry (2/3) | 15 voafina |
Root | 16 fina |
Part of speech | 17 past participle |
Explanations in English |
18 [1.2] measured by the space included by the tip of the forefinger and the thumb. |
Vocabulary |
19 Space |
Entry (3/3) | 20 voafina |
Root | 21 fina |
Part of speech | 22 past participle |
Explanations in English |
23 [1.2] pressed close by the hands, held fast |
Anagrams | 24 |
Updated on 2025/01/21 |