|
|
|
|

Entry1  afenina
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Atao tsy hitan' ny olona: Nafenin' ny namany ny satrok' Isambilo ka nitomany ny anao lahy
Tanana ho tsiambaratelo: Mbola nafenina aloha ny niambohoan' ny mpanjaka sao mikorontana ny vahoaka
Alevina (filaza amin' ny mpanjaka): Rehefa avy nafenina ny Masina, dia niandry izay ho dimbiny ny ambanilanitra
Explanations in English  4  [1.2] to be hidden, to be concealed, to be put in secret; to be buried, in speaking of a deceased sovereign.
5  [1.7] to be concealed
Explanations in French  6  [1.3, 1.8, 1.5] que l'on cache
7  [1.3] sur quoi on garde le secret
8  [1.8] qu'on recèle
Examples  9  [2.472] Nafenina daholo teo ny laona sy ny fanoto.
10  [2.48] Ary tsy azo atao hoe alevina ny andriana, fa afenina.
Root  11  afina
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
Compound words 
Proverbs  18  Proverbs containing the word afenina
Quotes  19  Texts mentioning afenina

Anagrams  20  afenina, anefany, fiañena, iafenan, ifanena, nefaina, niafena, niefana

Updated on 2025/01/21