Entry | 1 afenina |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Atao tsy hitan' ny olona: Nafenin' ny namany ny satrok' Isambilo ka nitomany ny anao lahy Tanana ho tsiambaratelo: Mbola nafenina aloha ny niambohoan' ny mpanjaka sao mikorontana ny vahoaka Alevina (filaza amin' ny mpanjaka): Rehefa avy nafenina ny Masina, dia niandry izay ho dimbiny ny ambanilanitra |
Explanations in English |
4 [1.2] to be hidden, to be concealed, to be put in secret; to be buried, in speaking of a deceased sovereign. 5 [1.7] to be concealed |
Explanations in French |
6 [1.3, 1.8, 1.5] que l'on cache 7 [1.3] sur quoi on garde le secret 8 [1.8] qu'on recèle |
Examples |
9 [2.472] Nafenina daholo teo ny laona sy ny fanoto. 10 [2.48] Ary tsy azo atao hoe alevina ny andriana, fa afenina. |
Root | 11 afina |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 18 Proverbs containing the word afenina |
Quotes | 19 Texts mentioning afenina |
Anagrams | 20 afenina, anefany, fiañena, iafenan, ifanena, nefaina, niafena, niefana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |