Entry | ankaromiafina | |
Elementary words | harona ; miafina | |
Part of speech | adverb | |
Explanations in Malagasy | Enti-milaza zavatra tsy tiana ho fantatr' olona, afenina mafy; tsiambaratelo: Tsy tratra namosaka ny ankaromiafiny izy raha vao nahare izany teny izany [1.1] | |
Explanations in English | In concealment [1.2] | |
Explanations in French | [ an-karomiafina ] Dans la corbeille dérobée à la vue Figuré: en secret [1.3] | |
Anagrams | ankaromiafina, mifanakoriana |
Updated on 2023/05/13 |