Entry (1/2) | 1 harona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fakana na fisavana zavatra ao amin' ny miafina; fitondrana zavatra hohanina amin' ny tanana any am-bava; fanatsofohana ny tanana ao anaty zavatra [1.1] |
Explanations in English |
4 the act ot putting the hand into something [1.7] |
Explanations in French |
5 Action de fouiller, de porter la nourriture à la bouche avec la main, d’introduire la main, les doigts, un instrument dans quelque chose [1.3#322] 6 action de fouiller de la main [1.8] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Entry (2/2) | 14 harona |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in Malagasy |
16 Zavatra norarina hatao fitoeran-javatra. [1.1] |
Explanations in English |
17 a medium-sized basket, pannier. [mal. Karong, a sack. See sobiky. [1.2] 18 a round basket without handles [1.7] |
Explanations in French |
19 corbeille ronde sans anse [1.3#222, 1.8] 20 nom générique des corbeilles [1.3#222] 21 corbeille [1.8] |
Examples |
22 Ento mody ny angady sy ny harona [2.528#] 23 Dia nosokafan-dRamatoa ny harona. [2.587#] 24 ary Ikotofetsy nitondra goaika tao anaty harona; [2.293#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 31 Proverbs containing the word harona |
Article |
32 Randzavola: harona ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 33 aharon, arahon, hanaro, hanora, haoran, harano, haroan, harona, naharo, naraho, rahano, rahona, rohana |
Updated on 2024/02/18 |