|
|
|
|

Entry1  haron-tabebaka
Elementary words  2  harona, tabebaka
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  harona fohy vatana fa be vava ka tsy mahalany firy [1.1]
Explanations in English  5  a particular kind of shallow basket [1.2]
Examples  6  Fahita any Antsihanaka, na amin' ny tanàna faran' izay madinika aza, ny vehivavy mipetraka amoron-dalana, manana haron-tabebaka feno fotsimbary mangatsakatsaka atobiny eo anoloany ary amidiny amin' ny kapoaka. [2.472]
Compound words 
Proverbs  8  Proverbs containing the word haron-tabebaka

Updated on 2023/05/14