|
|
|
|

Entry1  haron-doa-body
Elementary words  2  harona, loa-body
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] ilazana ny harona loaka ny fanambaniny ka manary izay rehetra atao ao anatiny, ka ny hoe mitahiry an-karondoa-body dia mahery manangona nefa verivery na lanilany foana izay voangona
Explanations in English  5  [1.7] (literally a basket with a hole in it), a wasteful person
Explanations in French  6  [1.8] (littéralement et figuré) panier percé
Compound words 

Updated on 2024/12/07