Entry | 1 haron-doa-body |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] ilazana ny harona loaka ny fanambaniny ka manary izay rehetra atao ao anatiny, ka ny hoe mitahiry an-karondoa-body dia mahery manangona nefa verivery na lanilany foana izay voangona |
Explanations in English |
4 [1.7] (literally a basket with a hole in it), a wasteful person |
Explanations in French |
5 [1.8] (littéralement et figuré) panier percé |
Elementary words | 6 harona, loa-body |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/07 |
![]() |