Entry | 1 fangaronana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fisavana zavatra ao amin' ny miafina: Tokony hofaizina mafy ny fangaronam-paosy eny an-tsena Fitondrana hanina any am-bava amin' ny tanana: Fomban' ny ankizy ny fangaronan-tanana, rehefa mihinana |
Root | 4 harona |
Proverbs | 5 Proverbs containing the word fangaronana |
Anagrams | 6 fangaronana, nangarofana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |