Entry | 1 fangarona |
Root | 2 harona |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina mangarona na misava zavatra ao amin' ny miafina [1.1] |
Explanations in English |
5 It is used as in the three following words, in addition to its literal sense: fangaromPOdy, fangaromPOhy, fangaromPOry [1.2] |
Explanations in French |
6 Ce qu'on peut fouiller, la manière de fouiller. [1.3] |
Examples |
7 Ny fianarana lehity tsy azo fangarona zavatra hafa a! [2.472#] 8 Azonao atao ihany koa ny mamafy fangarona rano, alikaola sy ranon-tsavony fanasam-bilia mitovy fatra, amin'ny kidoro, sisim-pandriana sy ny toerana hatorinao. [2.424#] |
Updated on 2024/02/19 |