Entry (1/2) | 1 mangarona |
Root | 2 harona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Misava izay ao anatin' ny zavatra iray: Tratrako nangarona ny paosiko io olona io Manatsofoka ny tanana ao anaty...: Aza mangarom-bava Mitondra hanina any am-bava amin' ny tanana: Tena fomba ratsy ny mangaron-tanana rehefa mihinana Miditra amin' ny toerana iray mba hangalatra: Taloha heloka mahafaty ny mangaron-dapa Mitady hahalala, mangaroka: Olona mangaron-dela anao izy fa mitandrema. |
Explanations in English |
5 [1.2] to feel with the hand, to grope, to take food with the hand from a plate. 6 [1.7] to snatch with the hand |
Explanations in French |
7 [1.3] Fouiller, plonger la main ou quelque chose dans, porter la nourriture à la bouche avec la main, s’introduire, se faufiler, commettre un vol sacrilège: Nangarom-paosy tany an-tsena izy (Il a fouillé dans là poche de quelqu’un au marché pour voler) ~ Aza mangaron-tsobiky (Ne fouillez pas dans le panier) ~ Aza mangaron-tanana (Ne portez pas la nourriture à la bouche avec la main) ~ Nangaron-dapa izy (Il s’est introduit dans le palais pour voler) 8 [1.8] fouiller avec la main |
Examples |
9 ny ankizy kosa nifaliha-vanja eran'ny trano, ka nanantena ny hivimbinan-drainy zavatra, ka ny sasany mangarona ny paosiny, ny sasany misava ny tanany; [1.214#mg] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 20 mangaròna |
Root | 21 harona |
Part of speech | 22 imperative of active verb mangarona [Full list] |
Explanations in Malagasy |
23 [1.1] |
Anagrams | 24 amangoran, amongaran, angaronam, manarango, Mangarano, mangarona, mangaròna, namangora, namarango, namongara, nangaroam, ranomanga |
Updated on 2025/02/05 |
![]() |