|
|
|
|

Entry1  mangarom-bava
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] mampiditra ny tanana ao anaty vava
maka fanahy: milaza teny vitsivitsy izay toa sintonina indray, ka ny tetehina amin' izany dia ny hitenenan' ilay iresahana betsaka
Explanations in English  4  [1.7] to ask prying and indiscreet questions
Explanations in French  5  [2.415.fr#6452] L' homme confus met les doigts dans sa bouche. Geste ordinaire de confusion
6  [1.8] poser des qestions indiscrètes
Elementary words  7  mangarona, vava

Updated on 2024/12/07